|
|
|
|

Teny iditra 1  zato
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  23 Sivy amby sivifolo ampiana iray, na folo impolo: Zato taona
24 Ireto avy ny isa milaza ny isan-tokony zato: zato, roanjato, telonjato, efajato, dimanjato, eninjato, fitonjato, valonjato, sivinjato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 a hundred [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 cent [1.3, 1.8, 1.13]
Isam-pirenena  27 100
28 C [3.1]
Ohatra  29  Misy zato mahery ny mpiasa amin' ny toby iray. [2.472#172]
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 29 misy ny teny how zato
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  32  Ny isa
Lahatsoratra  33 Andriamihaja: Fanisana vaovao 34 Randzavola: zato ao amin' ny Baiboly (=> isa)

Fivaditsoratra  35 tazo, zato

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14