|
|
|
|

Teny iditra 1  voasakana
Fototeny  2 sakana
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on a arrêté, empêché, à quoi on met un obstacle, une seconde partie [1.3]
Ohatra  6  Tsy voasakana intsony anefa ireo tapaka hevitra fa tokony ho vonoina Radama. [2.508#528]
7  Fa raha tsy voasakana ity fivavaham-bazaha ity, lasan'ny Englisy mihitsy ny tany. [2.298#75]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20