|
|
|
|

Teny iditra 1  voalotoloto
Fototeny  2 lotoloto
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Ohatra  5  Heverina manko fa Jiny ny sampahom-panambadiana, ka tsy azo ialana sao voalotoloto eo, dia ambenana. [2.245#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26