|
|
|
|

Teny iditra 1  voafantina
Fototeny  2 fantina
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 chosen, selected, picked out. Compare fidy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 choisi, trié [1.3#150]
6 trié; sélectionné [1.13]
Ohatra  7  voafantina avokoa ny teny ampiasainy. [2.356#]
8  Hanoro anao ny masomboly voafantina izy. [2.117#]
Tovy hevitra  9 finantina
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe voafantina

Fivaditsoratra  11 fitavonana, 12 fitovanana, voafantina, 13 voafintana

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/18