|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vinaky |
| Fototeny | 2 vaky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 (misy tsofoka in) voavaky, hovakina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 fendu, cassé, rompu
9 traversé 10 lu, publié 11 accusé, convaincu [1.3#802] |
| Ohatra |
12 Vato novinaky no nanaovana ity lalana ity
[1.1]
13 vinaky ny vatobe eo an-toerana hanaovana fototra. [2.445#73] |
| Tovy hevitra | 14 voavaky |
| Fivaditsoratra | 15 ankivy, 16 kivina, 17 vañiky, 18 vikina, vinaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|