|
|
|
|

Teny iditra 1  valalanina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra
5 Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 tired out by monotonous work [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 épuisé par un travail monotone [1.8]
Ohatra  8  Ny tena foana no valalanina mijery sy mifidy [2.470#103]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20