|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vady
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 a spouse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 époux, épouse [1.3#797, 1.8]
Ohatra  24  Izy mianaka angaha no vady aman-janakao? [2.4#9]
Voambolana  25  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  26  andefimandry, 27  anjara, 28  anjara tokantrano, 29  Namana, 30  taolan-tehezana, 31  tokantrano
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 65 misy ny teny how vady
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  34 Randzavola: vady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Teny iditra (2/2) 35  vady
Sokajin-teny  36  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  42 Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity?
43 Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  44 one of a pair [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  45 ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon [1.3#797]
46 l'un d'une paire [1.8]
Mpanahaka  47  andefimandry, 48  anjara, 49  anjara tokantrano, 50  Namana, 51  taolan-tehezana, 52  tokantrano
Fikambanana  53  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how vady
Ohabolana  54  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  55 davy, 56 divà, diva, vady

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13