|
|
|
|

Teny iditra 1  tsiky
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Hehy somary mampihataka kely fotsiny ny tendro-molotra roa ka mampiseho hamiranana na atao ho famalifaliana na indraindray koa aza ho fanesoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 a smile [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 action de rire en montrant les dents [1.3#767]
17 sourire [1.3#767, 1.8]
Ohatra  18  Sady feno tsiky izy no mandokandoka ny lahy hoe: [2.470#104]
19  sariko, ny sariko fahizay mbola feno tsiky sy fanantenana! [2.471#70]

Fivaditsoratra  20 kitsy, tsiky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20