|
|
|
|

Teny iditra 1  trandrahina
Fototeny  2 trandraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (tany) Hadina mba hovolena: Trandraho tsara ny tany dia hovelominy ianao [1.1]
Voambolana  9  Toe-karena: fambolena

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04