|
|
|
|
Teny iditra
1
toty
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
mitoty
Matoantenin' ny iharana :
4
totena
,
5
toteo
Anarana :
6
fitoty
Fanazavàna teny malagasy
7
Fikarakarana fatratra, fikajakajana.
[
1.1
]
Fivaditsoratra
8
Tito
,
toty
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20