|
|
|
|

Teny iditra 1  totoina
Fototeny  2 toto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Potipotehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Totoina ny voanjo
9 Kosikosehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny: Totoy ny varintsika, Rabelohako ity!
10 Asian' ny omby (na biby hafa) amin' ny fisoirany amin' ny tandrony: Nototoin' ny ondralahy ilay zaza [1.1]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how totoina
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 taon' ito, totoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21