|
|
|
|

Teny iditra 1  tompoina
Fototeny  2 tompo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hajaina izaitsizy sy ekena: Aza tompoina ny vola fa hobaikoiny sy hasainy manao izao ratsy rehetra izao ianao [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 mônôtipa, tompoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21