|
|
|
|

Teny iditra 1  tinendry
Fototeny  2 tendry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin' ny fanjakana tany Maroantsetra izy
8 Kitihina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Avereno kely ilay feonkira notinendrinao tao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué
10 qu'on a désigné, indiqué, fixé
11 qu'on a marqué d'un accent, d'un point [1.3#695]
Tovy hevitra  12 voatendry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22