|
|
|
|
Teny iditra
1
tikitiky
Sokajin-teny
2
anarana
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
3
mitikitiky
Anarana :
4
fitikitiky
Fanazavàna teny malagasy
5
Ny fipipikan' ny famantaranandro, na ny milina mihodina sasany:
Ny tikitikin' ny famantaranandro
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20