|
|
|
|

Teny iditra 1  temerina
Fototeny  2 temitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana temitra: Vao notemerina ny tranonay dia nisy mpanofa
9 Fefena: Notemerin' ny mpijery ny mpanambady nalain-tsary [1.1]
Tovy hevitra  10 temerana

Fivaditsoratra  11 Antemery, temerina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22