|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 telina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Fanakodiavana, fanagorodanana zavatra any an-tenda tsy tsakoina: Atao teli-moka
[1.1] 22 Tiana, ankasitrahana: Tsy teliko ilay teny nataon' ny zokin' ise ahy iny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 acceptable
[1.2#636, 1.7] 24 relishing, pleasant 25 borned, endured [1.2#636] 26 swallowed; pleasing [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 action d'avaler
[1.3#693] 28 approuvé, suportable, qu'on peut supporter: Tsy teliko ny nataonao (Je ne peux pas supporter ce que vous avez fait) [1.3#693] 29 avalé; agréable, agréé [1.8] |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 31 antely, 32 lietnà, telina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|