|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tatàka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Paipaika kely mitohitohy; pipika heno rehefa manantsody landy.
[1.1] |
| Voambolana | 9 Feo |
| Teny iditra (2/3) | 10 tataka |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Rovitra somary lavalava, mitsifaka: Tataka ny zipony
20 Misy banga na tatatra na loaka somary lavalava: Tataka ny fefiloha ka lasa namonjy daholo ny vatan-dehilahy 21 Nahafahana betsaka (harena), foan-tanana, lany harena: Tataka ny haren-dRakoto ~ Tataka Rakoto [1.1] 22 rovitra lavalava [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 a slit
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 coupe en longueur
[1.8] 25 fente [1.13] 26 [Sakalava-Mayotte] ce qui est déchiré, déchirure [1.405] |
| Ohatra |
27 Mangina fa ny zaitrany fotsiny no tataka.
[2.117#12]
|
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tataka |
| Teny iditra (3/3) | 29 tataka |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 [Sakalava] Incisions ou scarifications faites à la peau et dans lesquelles on insère souvent un produit médicamenteux. Équivalent de fatitra (Merina). , ou de tetika .
[1.196] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | tatàka, tataka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14 |
|