|
|
|
|

Teny iditra 1  tantara
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena
20 Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 a story, a tale [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 histoire, conte; l'histoire [1.8]
Ohatra  23  Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy [2.470#14]
24  Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy [2.48#8]
25  Ny mba tantaran|tantaram' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaran|tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony. [2.472#224]
Voambolana  26  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how tantara
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  29 antatra, tantara, 30 taranta

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21