|
|
|
|

Teny iditra 1  tandrohana
Fototeny  2 tandroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Petahana tandroka, izay ampiasaina ho toy ny vantozy amin' ny fitsaboana aretina sasantsasany
9 (trano) Asiana ilay hazo avo misampana antsoina hoe tandrotrano [1.1]

Fivaditsoratra  tandrohana, 10 tondrahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04