|
|
|
|

Teny iditra 1  tamina
Fototeny  2 tamy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana tampoka, idirana ankeriny: Notamin' ny sasany ny tranon-dry Rakoto any ambanivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be dug through, to be broken into [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 où l'on pénètre de force, qu'on attaque à l'improviste [1.3]
11 qu'on perce en creusant le mur, où l'on fait effraction [1.8]
Ohatra  12  notamin' ny tontakely ny tranonay (Les voleurs ont pénétré dans notre maison) [1.3]
13  notamin' ny fahavalo ny tanàna (Les ennemis pénétrèrent dans le village) [1.3]
Tsipelina hafa  14 tamena
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tamina

Fivaditsoratra  16 antima, 17 manaty, 18 matañy, 19 mitana, mitanà, 20 tamany, tamina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13