|
|
|
|

Teny iditra 1  solokina
Fototeny  2 soloky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fitahina amin' ny fanambakana: Nosolokin-dRangahy iny aho
9 Alaina amim-pitaka: Nosolokiny lahy ny volako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be defrauded, to be blackmailed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on fait chanter [1.8]

Fivaditsoratra  12 kaonsôly, solokina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20