|
|
|
|

Teny iditra 1  solanga
Fototeny  2 langa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Enti-milaza zavatra -- indrindra ny volo na ny tandroka -- miakatra mankany ivoho: Volo solanga [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23 dont la pointe, le sommet est recourbé en arrière, comme les cornes de certains boeufs, comme les cheveux qui se dressent sur le front et se recourbent en arrière, comme un couteau dont la pointe est recourbée en arrière [1.3]
Voambolana  24  Toe-karena: fiompiana
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how solanga
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  27  Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  28 langaso, solanga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21