|
|
|
|

Teny iditra 1  sokirina
Fototeny  2 sokitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lavahana amin' ny fandraka: Nosokirina tamin' ny vato ny sarin' ilay nitolona ho an' ny tanindrazana
9 Alatsaka, raiketina: Tokony hosokirinao ao am-ponao izany teny izany
10 alaina amin' ny zavatra marani-doha: Sokiro kely irý paiso irý ho an-janako
11 Esorina, tsoahana: Sokiro ireto vomanga ireto
12 Alana: Nosokiriny ny loto tao anaty sofin-janany
13 Iangaviana fatratra: Nosokirina erý izy vao niteny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to be engraved, to be carved [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 qu'on grave [1.8]
Ohatra  16  Rahefa nosokiriko naharitra ela teo izy, dia vaky ihany nony farany: [2.471#62]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 kisorina, 19 kosirina, sokirina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21