|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  sohihy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 sucrier ou nectarinie [1.54]
Voambolana  4  Haibiby: vorona
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how sohihy

Teny iditra (2/2) 6  sohihy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Anaran-kazo misy dity anaovana ny botry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a tree whose wood the Sakalava use in house-building [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 [Tandroy] Potameia thouarsii Capuron (Lauracées) [1.196]
11 [Sakalava] Adianta microcephala Hiern (Rubiacées)
12 Acridocarpus excelsus A. Jussieu (Malpighiacées)
13 Protorhus deflexa Perrier de la Bathie (Anacardiacées) [1.196]
14 [Tanosy] Manilkara sohihy Auberville (Sapotacées) [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21 hihiso, sohihy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06