|
|
|
|

Teny iditra 1  singanina
Fototeny  2 singana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny iray na ny sasany ihany izay alaina amin' ny maso: Ny fotsy ihany singanina, hoy i Nenibe tamin' i Soa naka ny volofotsiny
9 Avahana ka marihina: Miteny aminareo mpianatra jiaby aho, ary singaniko manokana ny kilasy fahatelo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Qu'on rend impair, qu'on fait aller seul [1.3]

Fivaditsoratra  singanina, 11 siningana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04