|
|
|
|

Teny iditra 1  sinambotra
Fototeny  2 sambotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voasambotra, samborina: Bibimora sinambotr' ankizy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 saisi, arrêté, emprunté [1.3#569]
Tovy hevitra  9 voasambotra

Fivaditsoratra  10 antsambory, 11 ranom-batsy, ranombatsy, sinambotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14