|
|
|
|

Teny iditra 1  sendra
Sokajin-teny  2  mpamaritra na tambinteny
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo
10 mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 incidental, occurring accidentally, happenning [1.2#596]
12 occuring by chance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 par hasard, accidentellement, au moment où [1.3#598]
14 qui rencontre par hasard: Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~ Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~ Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché) [1.3]
15 qui arrive ou se passe par hasard [1.8]
Ohatra  16  Aza mba sendra izay vehivavy! [2.528#]
17  Nitady toko aho ka sendra vato. [1.281#]
18  sendra narary aho tamy ny izao. [2.59#]
Tovy hevitra  19 sendrasendra
Mpanahaka  20  sehatra, 21  tohatra, 22  tojo
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how sendra
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  25 sandré, sendra

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17