|
|
|
|

Teny iditra 1  sangina
Fototeny  2 sangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Anaovana kivazivazy, lalaovina: Nosangin' Ikoto ny zandriny dia nitomany
9 Hetraketrahina, sorisorenina: Sangin' Isambilo foana ny zanako ka tsy nety nianatra intsony
10 Kasikasihina ho mari-pisakaizana tafahoatra: Henoko fa sangin' ialahy i Soa zanako; atsaharo izany! [1.1]

Fivaditsoratra  sangina, 11 singana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04