|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 samihafa |
| Singan-teny | 2 samy, 3 hafa |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Isan-karazany: Voaravaka voninkazo samihafa ny Lapan' ny tanàna fa fety ny andro (tsy tokony hafangaro amin' ny "samy hafa" izay "tsy mitovy" no heviny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 mutually different.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 différent
[1.3#570] 11 divers [1.13] |
| Ohatra |
12 Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa.
[2.470#19]
13 Sarangan' olona samihafa no hita tamin' ireny nosamborina ireny. [2.472#207] |
| Tsipelina hafa | 14 samy hafa |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 fahamasy, 17 mahasafy, samihafa, 18 samy hafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|