|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rohona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any
10 fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion
[1.3#543] |
| Ohatra |
12 Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin' ny vavany.
[2.996#]
|
| Voambolana | 13 Feo |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 rohona |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
19 action d'aller en foule
[1.3#543] |
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe rohona |
| Fivaditsoratra | 21 horona, rohona, 22 ronaho |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/09/02 |
|