|
|
|
|

Teny iditra 1  razazavavy
Singan-teny  2 ra, 3 zaza, 4 vavy
Sokajin-teny  5  anarana
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Ohatra  8  Dia noraisiny razazavavy ka an-kady; [2.69#163]
9  Dia nanopy maso azy razazavavy mandra-pidiny [2.928#2]
10  Nanjenitra razazavavy Fararanom-pahanginana. [2.817]
11  Ren' ny manodidina izany ka saika lany zara razazavavy. [2.445#14]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20