|
|
|
|

Teny iditra 1  ravana
Fototeny  2 rava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fongorina, levonina: Noravana ilay tamboho tetsy atsimo tetsy
9 Vahana, saratsarahina: Noravany aloha ilay famantaranandro mao namboariny indray
10 Alefa; asaina miparitaka, mihahaka: Noravana tamin' ny efatra ny mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be ruined; to be torn down; to be dismissed (of a meeting) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on démolit, qu'on détruit; qu'on lève (séance) [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how ravana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ravana, 15 varana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21