|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  raharaha
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Asa andaniana ny andro: Mikarakara tokantrano no mazàna raharahan' ny vehivavy mandritra ny andro
19 Anton' asa ivelomana: Manjaitra no raharahan-dRanaivo
20 Asa, taozavatra, lahasa: Misy raharaha kely home/ta anao raha manam-potoana ianao
21 Adidy: Aza miditra amin' izany ianao fa tsy raharahanao izany [1.1]
22 taozavatra madinika ao antokantrano [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  23 work, business [1.2, 1.7]
24 occupation, employment. Comp. the provincial raha. [1.2]
25 affairs [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 affaires; occupation, travail [1.8]
27 ouvrage [1.13]
Ohatra  28  Herinandro iny ihany dia nokarakaraina ny raharaha. [2.470#93]
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 22 misy ny teny hoe raharaha
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 31  raharaha
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny frantsay  33 [Taifasy+Taisaka] (de raharaha : travail). Nom donné aux fruits de plusieurs Myristicaceae donnant des graisses parfumées très appréciées. Voir rara et ses dérivées, noms plus communément utilisés. Si l'on retient cette étymologie il faut penser à mafy raharaha que Malzac traduit : « qui demande beaucoup de soin, beaucoup de fatigue ». Ce serait une allusion aux efforts que suscite la recherche de ces fruits et la préparation des graisses parfumées, l'un des principaux « produits de beauté » sur la côte Sud-Est. rara, par contre (de ra : sang) veut dire : « qui n'est pas tout à fait du sang », allusion aux tanno-gommes rouges que secrète le tronc de ces mêmes Myristicaceae et qui impressionnent beaucoup les Malgaches. [1.196]
Voambolana  34  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  35 harahara, raharaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21