|
|
|
|

Teny iditra 1  potsitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  25 Loaka: Potsitra ny mason' ilay vorona
26 Vaky, foy: Potsitra ny vay teo amin' ny hatony
27 Miseho miharihary (enti-milaza ny zavatra nafenina ka vaky): Potsitra ny laingan-dRakoto [1.1]
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  potsitra, 29 prôstaty

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21