|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpanefohefo |
| Fototeny | 2 hefohefo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Olona malaza ho mpanankarena
[1.1] |
| Ohatra |
5 Fahasahiranana avy amin' ny fiarahamonina mpanankarena, mpanefohefo, tsy te hijery na tsy afa-mijery intsony ny fahantrana lalina lazainy fa efa voaravany.
[1.369]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/21 |
|