|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mizahazaha |
| Fototeny | 2 zahazaha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
7 Verivery hevitra izy, toa mizahazaha olona, toa mitaditady zavatra.
[2.499#62]
8 Ny iray kosa nampidina ny mpandeha sasany ary nizahazaha tao anaty fiara. [2.4#72] 9 tsy tia ka mizahazaha / tsy manina ka mijerijery / ny tongotro va hampanamy? [2.131#16] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/11/06 |
|