|
|
|
|
Teny iditra
1
mivirotra
Fototeny
2
virotra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mivirotra
5
Ny lasa :
nivirotra
6
Ny hoavy :
hivirotra
Fanazavàna teny malagasy
7
Mifandrirotra, mioritroritra, mivilambilana
[
1.1
]
Tovy hevitra
8
miviroka
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22