|
|
|
|

Teny iditra 1  mivavaka
Fototeny  2 vavaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to pray, to worship [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 prier, aller à la messe ou au culte [1.8]
Ohatra  11  mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy [2.470#160]
12  Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka [2.48#144]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21