|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivarahontsana
Fototeny  2 varahontsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Malemilemy toy ny olona reraka dia reraka noho ny hakiviana na ny tahotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be in despair in the face of trouble, to be in consternation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 se consterner [1.8]
Ohatra  10  nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy. [2.470#84]
Voambolana  11  Ontam-po

Teny iditra (2/2) 12  mivarahontsana
Fototeny  13 varahontsana
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  18 to slip away, as wet earth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 glisser et s'effronder comme la terre humide [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20