|
|
|
|

Teny iditra 1  mivaivay
Fototeny  2 vaivay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mena midorehitra; menan' ny hatezerana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to burn fiercely, to glow with heat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 être incandesscent, être chauffé au rouge [1.8]
Ohatra  10  Mbola nivaivay ny vainafo teo am-patana, na dia tsy nirehitra intsony aza ny afo [2.324]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mivaivay
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mivaivay, 13 miviavia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21