|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsopaka |
| Fototeny | 2 tsopaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Milentika, miditra lalina: Heno nitsopaka tany anaty nofo ny benitra
8 Mandroso miditra, mitsapaka: Eto amin' ity toerana ity, ny tany dia mitsopaka anatin' ny ranomasina [1.1] |
| Fivaditsoratra | 9 mipotsaka, mitsopaka, 10 mpitsaoka, 11 mpitsoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|