|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsahatra
Fototeny  2 tsahatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijanona, miato: Handeha amin' izay izahay fa efa mitsahatra ny orana
9 Tsy manao... intsony: Raha vao nitsaha-niteny izy dia nirefodrefotra ny tehaka
10 Miala sasatra, maka aina: Sasatraizy ka nitsahatra teo ambody hazo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 Cesser, s’arrêter, se reposer
12 figuré: se retirer sans rien obtenir [1.3]
Ohatra  13  Baikoina hijanona izy dia mitsahatra. [2.117#122]
14  Voangory voapaika, ka mitsaha-misamonona. [2.558]
15  hoy indray ity zazalahy tsy mitsahatra mitazana any ivelany. [2.470#181]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny how mitsahatra
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 mahatsitra, mitsahatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21