|
|
|
|
Teny iditra
1
mitsaboaka
Fototeny
2
tsaboaka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mitsaboaka
5
Ny lasa :
nitsaboaka
6
Ny hoavy :
hitsaboaka
Fanazavàna teny malagasy
7
Enti-milaza ny rano mamoaka feo rehefa anipazana na torahana vato
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20