|
|
|
|

Teny iditra 1  mitrandraka
Fototeny  2 trandraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miasa tany amin' ny angady, mihady tany
9 Mikaroka lalina amin' ny alalan' ny famotopotorana [1.1]
10 mamongotra zavatra mba hahodina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11 exploiter [1.13]

Fivaditsoratra  12 mandrakatry, mitrandraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20