|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 mitory |
| Fototeny | 2 tory |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra: Mahay mitory teny io mpitondra fivavahana io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to preach, to accuse
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 prêcher; accuser
[1.8] |
| Teny iditra (2/4) | 11 mitory |
| Fototeny | 12 tory |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Manasilaka ny tsiratsirany: Mitory zavamaniry hatao kofehy
[1.1] |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how mitory |
| Teny iditra (3/4) | 20 mitory |
| Fototeny | 21 tory |
| Sokajin-teny | 22 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Miampanga amin' ny manampahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Mahazo mitory ianao fa tsy raharahako
28 Manambara, milaza: Tsy mamaly ianao rehefa anontaniana; mitory izany fa ianao mihitsy no nanao io hadisoana io [1.1] |
| Teny iditra (4/4) | 29 mitory |
| Fototeny | 30 tory |
| Sokajin-teny | 31 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
36 Manisy soritra manelanelana na manavaka: Mitory tanimbary
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 37 Itrimo, 38 miotry, mitory |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|