|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitombina |
| Fototeny | 2 tombina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mipetraka (olona na biby ihany): Tsy afaka mitombina izy fa misy vay lahy kely ao amin' ny fipetrahany ao
9 Tsara fototra: Mitombina tsara ity tranonao ity izany 10 Mipetraka milamina tsy manana ahiahy: Mitombina tsara amin' ny fokontany vao nifindrany izy 11 Misy antony, misy fototra tsara: Tsy mitombina velively izany ahiahinao izany [1.1] 12 tsara fototra ka marin-toerana [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 stable
[1.13] |
| Ohatra |
14 Ramanambeloma mivady kosa no mitombina sy mandry ilika manoloana izany rehetra izany.
[2.470#160]
|
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mitombina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|