|
|
|
|

Teny iditra 1  mitafy
Fototeny  2 tafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao
9 Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to dress; to wear the Lamba. [1.2]
11 to dress, to wear clothes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 se vêtir, porter tel vêtement [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how mitafy
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 matify, mitafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21