|
|
|
|

Teny iditra 1  misoritra
Fototeny  2 soritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misy tsipika miavaka: Nisoritra teny amin' ny handriny ny havizanana [1.1]
Ohatra  8  Havizanana no hita misoritra avy hatrany amin' ny tavany; [2.470#41]

Fivaditsoratra  misoritra, 9 tsimorira

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20