|
|
|
|

Teny iditra 1  misokitra
Fototeny  2 sokitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao sarin-javatra sokirina: Mahay misokitra ny foko maromaro ao atsimo ao
9 Voasa amin' ny fandraka: Iza no nanana ity sary misokitra ity?
10 Maka amin' ny fitaovana marani-doha: Misokitra voankazo
11 Miangavy mafy, mangataka fatratra: Nisokitra ahy mafy Rakoto fa tsy nety namboraka ny tsiambarateloko aho [1.1]

Fivaditsoratra  12 miritsoka, 13 misokatry, misokitra, 14 mitsorika, 15 tsimorika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20