|
|
|
|
Teny iditra
1
misokiky
Fototeny
2
so
ki
ky
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
misokiky
5
Ny lasa :
nisokiky
6
Ny hoavy :
hisokiky
Fanazavàna teny malagasy
7
Miforitra na misitritaitrika tsy hiseho noho ny tahotra na ny henatra
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20